|
|
|
|

Teny iditra1  hiraina
Fototeny  2 hira
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao an-kira: Hirao ange "Ry tanindrazanay malala" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be sung [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on chante [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 ahirina, 12 hariañy, hiraina, 13 ihirana, 14 irahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17