|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  gina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy misy feo re: Gina ny tanàna
4 Tsy ahitan-teny, tsy miteny, tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy mahaloa-peo: Notenenin-drainy izy ka gina terỳ
5 Marenina: Gina ny sofiko azon' ny tabataba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [Provincial] for ngina [1.2]
7 silent, solitary [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qui garde le silence, qui n'entend pas, assourdi [1.3#197]
9 silencieux, solitaire [1.8]
Ohatra  10  gina ny tanàna (Le village est silencieux) [1.3]
11  gina ny sofiko azon' ny tabataba (Mes oreilles sont assourdies par le bruit) [1.3]
12  Notenenina izy ka gina tery (Il a été admonesté et a gardé subitement le silence) [1.3]
13  gina ny olona rehetra. [2.298#76]
14  Taitra sy gina no nifampijery ny mpianatra. [2.356#173]
15  Dia gina indray izy ka tsy nety namaly na dia teny indraim-bava akory aza. [2.69#61]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  32 gingina
Mpanahaka  33  kina, 34  mafy vava, 35  mangina, 36  mihimoka, 37  mikombom-bava, 38  misaraka aman-teny, 39  mizai-molotra, 40  moana, 41  sina, 42  tankina, 43  tsy ahitan-teny, 44  tsy miloa-bava, 45  tsy miloa-peo, 46  tsy miteny tsy mivolana, 47  tsy miteny, 48  vitsy teny

Teny iditra (2/2) 49  gina
Sokajin-teny  50  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  51 a very loud report [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  53 angy, gina, 54 inga

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19