Entrée tsy miloa-bava (tsy, loaka, vava)
Partie du discours locution
Allégation Mot ou locution vu dans: gina
Exemples 
1Mangina aho ka tsy miloa-bava fa ianao no nanao izao. [2.996]
2Tsy miloa-bava koa anefa izy ireo, rehefa anaovana antso fanairana ny amin’ny mampitombina an’izany, eo anatrahan’ny zava-misy izay tsy azony odian-tsy hita. [4.27]

Mis à jour le 2020/07/31