|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 migina |
| Fototeny | 2 gina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Marenina: Migina ny sofiko amin' ny tabataba ataon' ireo ankizy ireo
5 Manao ditra, mikiribiby: Migina mivoaka foana izy na dia efa rarana aza 6 (rafitra) Miady tsara, mikaona tsara: Tsy migina ny rafitr' ity latabatra ity ka izany no mampitolilalila azy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be deafened by too loud a sound.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 migin-kazo |
| Fivaditsoratra | 12 miangy, migina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|