|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy misy feo re: Gina ny tanàna
4 Tsy ahitan-teny, tsy miteny, tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy mahaloa-peo: Notenenin-drainy izy ka gina terỳ
5 Marenina: Gina ny sofiko azon' ny tabataba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 for ngina [Provincial] [1.2]
7 silent, solitary [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qui garde le silence, qui n'entend pas, assourdi [1.3#197]
9 silencieux, solitaire [1.8]
Ohatra  10  gina ny tanàna (Le village est silencieux) [1.3]
11  gina ny sofiko azon' ny tabataba (Mes oreilles sont assourdies par le bruit) [1.3]
12  Notenenina izy ka gina tery (Il a été admonesté et a gardé subitement le silence) [1.3]
13  gina ny olona rehetra. [2.298]
14  Taitra sy gina no nifampijery ny mpianatra. [2.356]
15  Dia gina indray izy ka tsy nety namaly na dia teny indraim-bava akory aza. [2.69]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  32 gingina
Mpanahaka  33  kina, 34  mafyvava, 35  mangina, 36  mihimoka, 37  mikombombava, 38  misarakaamanteny, 39  mizaimolotra, 40  moana, 41  sina, 42  tankina, 43  tsyahitanteny, 44  tsymiloabava, 45  tsymiloapeo, 46  tsymitenytsymivolana, 47  tsymiteny, 48  vitsyteny

Teny iditra (2/2)49  gina
Sokajin-teny  50  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  51 a very loud report [1.2]

Fivaditsoratra  52 angy, gina, 53 inga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02