Entrée (1/2) | 1 moana |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Enti-milaza olona tsy afaka miteny, tsy mamoa-peo hiteny: Tsy moana hatrany an-kibon-dreniny akory izy fa nisy loza tampoka nahazo azy ka veriny tamin' izay ny fitenenana Tsy mamaly, tsy miteny tsy mivolana: Nanontaniana izy, nefa tsy niloa-peo fa moana fotsiny tao [1.1] |
Explications en anglais |
4 mute; dumb, unable to speak [1.7] |
Explications en français |
5 muet [1.8] 6 silencieux [1.196] |
Exemples |
7 moana io vehivavy io.
[2.606#]
8 sady moana no marenina aho! [2.270#] 9 Nony tsy nifankahazo dia nanao baiko moana aho. [2.643#] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 11 5 combinaisons de ce mot |
Vocabulaire | 12 Santé |
Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
Article | 14 Randzavola: moana ao amin' ny Baiboly (=> aretina) |
Entrée (2/2) | 15 moana |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en français |
17 Non retrouvé. Voir hazomoana. [1.196] |
Vocabulaire | 18 Botanique |
Autres orthographes | 19 moany, moano |
Anagrammes | 20 Amona, 21 manao, 22 manoa, 23 Maona, maona, 24 moana, 25 omana, 26 Onama |
Mis à jour le 2025/10/18 |
![]() |