Entrée mafy vava
Mots élémentaires mafy ; vava
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza olona mahatana tsara ny vavany ka tsy mamindra amin' ny hafa ny teny henony; tsy mety milaza izay tsy tokony holazaina, mahafehy vava [1.1]

Mis à jour le 2023/01/01