Entrée tsy miteny
Mots élémentaires tsy ; miteny
Partie du discours locution
Explications en malgache Tsy misy antony (fomba fitenin' ny ankizy indrindra amin' izao andro izao, izay tsy azo lavina fa nalaina avy tamin' ilay fitenenana efa tranainy hoe: "Tsy miteny fa vola baoritra" nenti-nilaza ny maha-tsinontsinona ny vola madinika baoritra nony tonga ny vola madinika vy [1.1]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/05/20