|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fetsy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 lainga [Taimoro] [1.78]
4 fantatra, hay [Tanosy] [1.78]
5 Mahay, kinga eo amin' ny hevitra: Efa fetsy itỳ zanako itỳ fa mahalala misaotra raha omena zavatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 cunning, skillful, shrewd, sharp. [1.2]
7 sly, cunning, sharp [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 rusé, fourbe [1.8]
Ohatra  9  Nosokafan'ilay fetsy ny sobika. [2.442#]
10  Olona fetsy sady masiaka no nampoizin'ny Betsileo ho hita. [2.298#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  27 be gararo, be karijo, be safary, be saroro, famantsy, fanalolahy, fanalovavy, fanganga, fangoloka, fangotsohana, fangotsoka, fatsaka, fatsoralahy, fatsoravavy, fiharatra, gagilahy, gagivavy, galofantsy, hoboka aty, holokoloka, hotsohotso, kalita, kapetsy, kapotsaka, karàna, konjo, mantsana
Kamban-teny rehetra  28  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)29  fetsy
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny anglisy  31 little things transplanted, or planted here and there. (Prov.) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  32 riz, ou autres, transplantés. (kètsa). [Tankarana] [1.19]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  34  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Teny iditra (3/3)35  fetsy
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny malagasy  37 hafatra [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  fetsy, 38 fitse

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17