|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fiharatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 hareza [Taimoro] [1.78]
4 Fomba entina miharatra
5 Lelan-java-maranitra, hareza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a small razor or knife, a lancet.
7 fihatsaka also used. See hareza [1.2]
8 a razor [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 rasoir [1.8]
Mpanahaka  10  hareza, 11  mangoro
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)14  fiharatra
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 Enti-milaza olona fetsy
17 Olona kinga aoka izany raha hiteny [1.1]
Mpanahaka  18  fetsy

Fivaditsoratra  19 fahiratra, fiharatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17