|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fatsaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Fetsy ratsy, holokoloka, be tetika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 skillful, shrewd, cunning. See fetsy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 roué, rusé, intelligent [1.3]
Tovy hevitra  6 fetsy
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)8  fatsaka
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Bala madinika izay miparitaka rehefa itifirana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 pellets, small shot. [1.2]
12 bird shot [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 plomb de chasse [1.8]

Teny iditra (3/3)14  fatsaka
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 comme fetsaka [1.3]

Fivaditsoratra  fatsaka, 17 katsafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09