|
|
|
|

Teny iditra1  hafatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny apetraka amin' olona iray mba hampitainy amin' ny olon-kafa iray: Lasa nitondra hafatra izy
4 Torohevitra, didy, teny apetraka: Izao no hafatr' i Dada tamiko talohan' ny handehanany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a message [1.2, 1.7]
6 a will, a testament, a request, an order for something. See didy. [1.2]
7 a recommendation; an order for merchandise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 message; recommandation; commande de marchandise [1.3, 1.8]
9 commission [1.3]
Ohatra  10  fa izao no hafatra nataony: [2.293]
11  Nifantoka mafy tao an-tsainy ny hafatra natao azy. [2.470]
12  Ary nametrahana hafatra koa ka milaza. [2.472]
Haiendriteny 
13  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  30  Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  32 fahatra, hafatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17