Entrée | 1 famantsy |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Enti-milaza toetr' olona fetsy sady kinga aoka izany amin' ny fahitana hevitra na tetika [1.1] |
Explications en français |
4 Un fin matois, un roué, un politique habile, un madré, quiconque excelle dans son genre [1.3#141] |
Exemples |
5 Ka misy vola fadin-tseranana arivo mahery nozaraina toy izany, ka hoy ilay famantsy ahy amin' ny marika : " Avelao hozaraiko, ka raha misy diso na varirairenty aza dia izaho no mameno.
[1.437#]
|
Tous les mots composés | 6 2 combinaisons de ce mot |
Analogues | 7 kinga, fetsy, konjo |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |