|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanalolahy
Singan-teny  2 fanalo, 3 lahy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 mahery fo [Tambahoaka, Taisaka] [1.78]
6 miaramila mpitondra lefona [Taimoro, Taisaka] [1.78]
7 mpiady [Taimoro, Taisaka, Tanosy] [1.78]
8 miaramila na tandefona mahay sady mahery an' ady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 a spearsman [Provincial] [1.2]

Teny iditra (2/2)10  fanalolahy
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  12 très adroit [1.3]

Fivaditsoratra  fanalolahy, 13 fanolalahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12