Entrée sokatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fivohana; tsy fikombonana fa fitanatanana. [1.1]
Dérivés 
 

Entrée sokatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-biby mandia tongotra efatra, iva tongotra, mifono ao anaty akora, izay mafy eo amin' ny faritra manarona ny lamosiny sy ny tendany, manify kosa eo amin' ny fanambaniny; manatody aleviny any anaty fasika ny sokatra; hanin' ny olona ny nofon' ny sokatra [1.1]
Explications en anglais A turtle or tortoise [1.7]
Explications en français Petite tortue [1.54]
 Tortue [1.8]
Exemples 
1Izy roa tonta dia samy mankafy sokatra, kanefa samy fady mihinana sokatra lavitra ny ranomasina. [2.508]
2Nahefa lovia-bara, hara teny sakalava milaza hoditra ny sokatra lebibe izay ao amy ny ranomasina, fa tsy kely tahaky ny sokatra aty Merina, ka anaovana taozavatra betsaka. [2.48]
Vocabulaire 
Zoonymes 
Analogues  fano ~ kapiky ~ sokabe

Anagrammes 

Mis à jour le 2021/01/02