|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manokatra |
| Fototeny | 2 sokatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin' ny fanalana ny sarony -- Manala ny saronjavatra na izay manafina azy: Manoka-bilany. / Tsy fomba ny manokatra taratasin' olona
5 Mamoha, manatanatana, mamelatra: Manoka-bava. / Samia manokatra ny bokiny [1.1] 6 mamoha [Taisaka] [1.78] 7 (manôkatra) mamoha [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 same as mamokatra.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 mañokatra |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 mamoaka avy ao andavaka, mamadika
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 16 manakòtra, manakotra, 17 manatroka, manokatra, mañokatra, 18 manotraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|