|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sokatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fivohana; tsy fikombonana fa fitanatanana. [1.1]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :

Entrée (2/2)22  sokatra
Partie du discours  23  nom
Explications en malgache  24  Karazam-biby mandia tongotra efatra, iva tongotra, mifono ao anaty akora, izay mafy eo amin' ny faritra manarona ny lamosiny sy ny tendany, manify kosa eo amin' ny fanambaniny; manatody aleviny any anaty fasika ny sokatra; hanin' ny olona ny nofon' ny sokatra [1.1]
Explications en anglais  25  a turtle or tortoise [1.7]
Explications en français  26  petite tortue [1.54]
27  tortue [1.8]
Exemples  28  Izy roa tonta dia samy mankafy sokatra, kanefa samy fady mihinana sokatra lavitra ny ranomasina. [2.508#17]
29  Nahefa lovia-bara, hara teny sakalava milaza hoditra ny sokatra lebibe izay ao amy ny ranomasina, fa tsy kely tahaky ny sokatra aty Merina, ka anaovana taozavatra betsaka. [2.48]
Tous les mots composés  30  2 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  31  Zoologie: reptiles, amphibiens
Analogues  32  fano, kapiky, sokabe

Anagrammes  33 koartsa, 34 kosatra, 35 rotsaka, 36 satroka, 37 sokatra, 38 trosaka, 39 tsoraka

Mis à jour le 2025/10/08