Entrée | 1 misokatra |
Radical | 2 sokatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 mivoha [Taisaka]
[1.78] 5 Afa-tsarona: Misokatra ny vata Mitanatana; mivelatra: Aza misoka-bava rehefa matory. / Misokatra ny boky Mivoha, mivoha voalohany: Tsy mbola nisokatra ny trano. / Mangazay vao nisokatra ity Azo (atao, aleha, iasana, anjonoana...): Misokatra izao ny lalana mianatsimo. / Misokatra ny fanjonoana any Manjakatompo Mihataka ny vavany, ny sisiny: Misokatra ny vavafery Heno mafy ary mazava: Efa nisokatra izany ny feonao farina teo iny [1.1] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 10 4 combinaisons de ce mot |
Anagrammes | 11 kamositra, 12 mirotsaka, 13 misatroka, 14 misokatra, 15 mitsoraka |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |