|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kapiky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 voanjombazaha, voanjokatra [Bara] [1.78]
4 voanjo lava [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 arachide, pistache, cacahuète [1.13]
Voambolana  6  Haizavamaniry: voankazo
Tovy hevitra  7 kapika

Teny iditra (2/2)8  kapiky
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10 tortue [1.13]
Voambolana  11  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Mpanahaka  12  fano, 13  sokabe, 14  sokatra

Fivaditsoratra  kapiky, 15 kipika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12