|
|
|
|

Teny iditra1  fanokafana
Fototeny  2 sokatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famohana, fanaovana izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin' ny fanalana ny sarony na izay manafina azy: Aoka samy hanatrika ny fanokafana ny vata isika sao misy zava-tsarobidy ao
5 Fanomezan-dalana hampiasa: Fanokafana sekoly. / Fanokafana ny lalana mianatsimo
6 Fitokanana: Rahampitso no fanokafana ny lanonan' ny faha-dimampolo taona [1.1]

Fivaditsoratra  7 fanafokana, 8 fanakofana, fanokafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12