Entrée |
maniry
(iry)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Tanala]
[ mañiry ] Mitsiriritra: Mañiry mañitre dia koa kivahe miambojon-daro (mitsiriritra ny manitra toa alika miambozon-koditra) [1.78]
|
| Mitady hahazo, mitady ho: Maniry an' io toerana io mafy Rakoto ~ Maniry ny ho sakaizanao izy Mitsiriritra: Aza maniry fananan' olona, hoy Andriamanitra ao amin' ny didy fahafolo
[1.1]
|
Explications en anglais | To wish for, to desire [1.7]
|
Explications en français | Désirer, convoiter [1.8]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Présent : |
maniry |
Passé : |
naniry |
Futur : |
haniry |
Impératif : |
maniria |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
maniry
(tsiry)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Ilazana ny voa izay alevina ao anaty tany ka velona misy aina ary mitombo ho azy irery ao: Maniry sahady ilay namboleko / Maniry ny volombavako Mitsimoka: Maniry daholo ny hazo amin' ny lohataona Mitombo: Maniry marina ny tsy fisian' asa amin' izao andro izao [1.1]
|
Explications en anglais | To sprout, to grow [1.7]
|
Explications en français | Pousser, croître [1.8]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Présent : |
maniry |
Passé : |
naniry |
Futur : |
haniry |
Impératif : |
maniria |
|
Mots composés |
|
|