|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mangirika |
| Fototeny | 2 hirika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandoaka: Nisy jiolahy nangirika ny rindrinay halina
5 Mitady hahalala, mangaroka: Nangirika mafy ny resatsika Rasoa fa tsy nilaza na inona na inona aho 6 Maniry mafy ny hahazo, mangataka: Nangirika mafy itỳ trano itỳ tokoa, Rakoto, fa tsy namidiko [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|