|
|
|
|

Entrée (1/4)1  mirary
Radical  2  rary
Partie du discours  3  verbe actif ou adjectif
Explications en malgache  4  Vita rary: Rindra mirary ny tsihy
Voamboatra, voavitrana: Efa mirary izao ny fihavananay
Mora, tsy lafo: Mirary ny vidin-javatra ato amin' ity mpivarotra ity [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Entrée (2/4)9  mirary
Radical  10  rary
Partie du discours  11  verbe actif
Explications en malgache  12  mangataka [Sihanaka] [1.78]
13  Mangataka faherezana na fandresena ho an' ny mpiady amin' ny alalan' ny hira, vavaka
Maniry soa ka mangataka izany amin' ny alalan' ny vavaka ho an' ny olona iray: Mirary soa ho anao aho amin' izao fiandohan' ny taona izao. [1.1]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :

Entrée (3/4)18  mirary
Partie du discours  19  verbe actif
Explications en malgache  20  mandrara, misakana [Taisaka] [1.78]

Entrée (4/4)21  mirary
Partie du discours  22  verbe actif
Explications en malgache  23  mamangy [Bara] [1.78]

Anagrammes  24 mariry, 25 mirary, 26 mirira

Mis à jour le 2025/10/07