Entrée mamangy (vangy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandeha mitsidika olona any aminy ho fanehoana firaisam-pihavanana, na ho famalifaliana azy raha marary izy: Andeha hamangy an' i Dadabe any atsimo izahay
¶ Mitsapa alahelo, manalady: Tonga mamangy anareo izahay, tompoko, amin' izao nahalasanan' Itompokolahy izao
Mitovy hevitra: miantrano ~ mitsidika ~ mitsirika [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to visit; to send greetings by messenger or letter [Hallanger 1973]
Explications en français rendre visite à quelqu'un; envoyer des compliments [Hallanger 1974]
Morphologie 
mamangy
namangy
hamangy
mamangia
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31