|
|
|
|

Teny iditra1  miantrano
Fototeny  2 trano
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miditra ao an-trano
5 Mangata-bady: Amin' ny Asabotsy no hiantrano any amin-dry Saholy ny zanakolahy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 entrer dans la maison de quelqu'un [1.3#740]
Ohatra  7  Rehefa miantrano ao aminao, na ray aman-dreny fotsy volo, na zaza terak' omaly, dia samy tsy maintsy miditra eo ambany fanapahanao. [2.285#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 manonitra, miantrano

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12