Entrée |
misakana
(sakana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manisy fefy, vala: Misakana ny filibana ny fivavahana Mandrara: Nisakana azy tsy hanao izany herisetra izany araka izay azoko natao aho Mampijanona: Misakana olona mandositra ~ Nisakana fiarakodia aho fa tsy nisy nety nandray Manao izay tsy hahatanteraka: Ny lehiben' ny tanàna no nisakana izany zavatra tsy andrariny izany Tsy mamela hivarotra (lova): Nisakana ny tanimbarinay etsy Andohatapenaka izy [1.1]
|
Explications en anglais | To hinder, to impede [1.7]
|
Explications en français | Empêcher, faire obstacle [1.8]
|
Exemples | - Ka inona moa no misakana an' ise tsy hanao izany?
[2.471]
|
Morphologie |
Présent : |
misakana |
Passé : |
nisakana |
Futur : |
hisakana |
Impératif : |
misakàna |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
misakàna
(sakana)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif misakana
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|