|
|
|
|

Teny iditra1  mitomany
Fototeny  2 tomany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandatsa-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Mitomany ny zazakely fa ampangino
5 Mangataka, mitalaho mafy amin-dranomaso: Nitomany ny ho any Iarivo foana izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to cry for something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 pleurer après quelque chose; pleurer [1.8]
[mitomañy] 8 pleurer [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  9  nitomany indray izay rehetra nanatrika teo, indrindra fa Razaimalala. [2.324]
10  Sady nigogogogo nitomany indray izy... [2.470]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  jemby, 16  latsadranomaso, 17  lembolomaso, 18  manalanylohany, 19  manangantorana, 20  manaoranomasohavozona, 21  manezakezaka, 22  manganohano, 23  miafatrafatra, 24  miapokapoka, 25  miatatra, 26  midradradradra, 27  midradraka, 28  mifaditraahitra, 29  mifakobozakaamanahitra, 30  mifararemotra, 31  mifendrotra, 32  mifiadranomaso, 33  mifokofoko, 34  migigika, 35  migogogogo, 36  mihandrohandro, 37  mijafajafa, 38  mijoy, 39  mikehina, 40  miketaketa, 41  mikiakiaka, 42  mikonainaika, 43  mitanisanisa, 44  mitolokoloko, 45  mitoreo, 46  mitrifantrifana, 47  tomany, 48  tsymahajeryolona
Kamban-teny rehetra  49  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  50  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  51  Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17