|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  midradradradra
Fototeny  2 dradradradra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mikiakiaka, miantsoantso: Adala ve ianao no midradradradra foana toy izao
5 Mitomany mafy, migogogogo, minaonaona: Nidradradradra nampalahelo tzy tamin' ny nandrenesany ny nahafatesan-dreniny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to cry out, to weep, to bemoan, to vociferate. [1.2]
7 to weep aloud, to cry aloud [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 pousser des cris de douleur [1.8]
Ohatra  9  Indreo ny ankizy madinika mitakoko amin'ny ray aman-dreniny mitomany sy midradradradra. [2.324]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14  midradradradrà
Fototeny  15 dradradradra
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midradradradra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  midradradradrà, midradradradra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21