|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mijafajafa
Fototeny  2 jafajafa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitomany mafy noho ny vonoana, mikaikaika: Nijafajafa Ibalita nony nokapohin-drainy tamin' ny rotsakazo
5 Mihetsiketsika, mihoalahoala sady mikiakiaka: Nijafajafaeran' ny tokotany ilay akoho nenjehin' ny ankizy
6 Sanganehana, very hevitra: Nijafajafa foana nony tonga teo anatrehan' ny mpampianatra Ibalita [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mijafajafà
Fototeny  12 jafajafa
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijafajafa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mijafajafa, mijafajafà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21