|
|
|
|

Entrée1  tomany (tany)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  (t ~ om ~ any) Ranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Atsaharo ny tomany 4  Mandatsa-dranomaso miaraka amintsento noho ny alahelo: Midona ny oran' Ankaratra, / Vaky tsipelana ny any Anjafy / Tomany tomany Razanaboromanga. (Hain-tenin' ny Ntaolo) [1.1]
Explications en anglais  5  to weep, to lament [1.7]
Explications en français  6  pleurer [1.8]7  pleurer [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Exemples  8  Fo mamelovelon' ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin' izy mianadahy avy. [2.470]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
Dérivés 
12  Verbes actifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
15  Adjectifs :
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot tomany

Anagrammes  17  manoty, mañoty, tomany

Mis à jour le 2023/01/20