Entrée mifia-dranomaso (fiaka, rano, maso)
Partie du discours locution
Explications en malgache tsy mitsaha-mitomany, mitomany marain-tsy hariva noho ny fahoriana mahazo, mijaly mafy dia mafy, miferinaina andro aman' alina [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to cry continually. [Richardson 1885]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31