|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  irỳ
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-manondro lavitra fa taza-maso tsara: Jereo irery vorona manao faribolana ambonin' irỳ tendrombohitra [1.1]
Sampanteny 
Mpisolo anarana :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 2 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  15  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/2)16  iry
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Fitadiavana hanana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 an ardent desire [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 désir ardent [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  29  Ontam-po

Fivaditsoratra  irỳ, iry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21