|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  irery
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Iray, tokana, tsy misy namana: Olona irery tsy mahabata io vato io ~ Mitoetra irery ao izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 solitary, alone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 seul [1.3#282, 1.8]
6 sans compagnon [1.3#282]
7 solitaire [1.8]
Ohatra  8  Ny vy tsy hiko-rontana irery; [2.245]
9  Izaho irery sisa no tokan-tena. [2.643]
10  Izay mandeha irery|drery dia mipetra-irery|drery tahaka ahy [2.4#96]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Tovonana :
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  14 irery tena, tokana
Mpanahaka  15  boribory, 16  fotsiny, 17  hany, 18  iray, 19  irerytena, 20  monja, 21  singana, 22  tokana, 23  tsyamboatsylambo, 24  vatokiboribory
Kamban-teny rehetra  25  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)27  irerỳ
Fototeny  28 ir
Sokajin-teny  29  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  30 Enti-manondro zavatra na olona maro ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' izay tondroin' ny fototeny niaviany "irỳ" ihany: Vonjeo irerỳ ombin' ialahy, ry Isambilo, fa mitondraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  31 those far away (in sight), plural of iry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  32 ceux-là, bien loin (visibles); pluriel de iry [1.8]
Kamban-teny rehetra  33  Fikambanana 5 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  34  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  irery, irerỳ

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21