Entrée |
singana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa? Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina [1.1]
|
Explications en français | Une unité entre objets de même espèce; qui est seul, qui fait bande à part, dépareillé, l'un de la paire, du couple [1.3]
|
Morphologie |
Simple : |
singana,
singako,
singanao,
singany,
singantsika,
singanay,
singanareo,
singan',
singan-,
singam-,
singa- |
|
Dérivés |
Autres orthographes |
|