|
|
|
|

Teny iditra1  faninganana
Fototeny  2 singana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanavahana: Tsy tiako ny faningananao ny zanako amin' ny be sy ny maro fa aoka izy hiaraka amin' ny mpianatra rehetra
5 Tsy fanaovana ohatra ny be sy ny maro, fiavahana; tsy fitovizana amin' ny rehetra: Mahasosotra ny faninganan-dRangahy io amin' ny be sy ny maro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 L'action de faire aller seul, d'aller seul, la cause [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12