|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manirery |
| Fototeny | 2 irery |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mipetraka irery tsy misy olona miaraka aminy: Inona no ataonao manirery eto?
[1.1] 5 tsy misy namana [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be alone
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 être tout seul
[1.8] 8 esseulé, solitaire [1.13] |
| Kamban-teny rehetra | 9 sanda manirery |
| Fivaditsoratra | manirery, 10 mirareny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|