|
|
|
|

Teny iditra1  monja
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Ihany, saingy tsy fiteny afa-tsy raha misy filazana isan-javatra na isan' olona: Mpianatra telo monja no tonga androany (fa tsy fiteny ny hoe "Ikoto monja no tonga") ~ Trondro dimy monja no azoko nandritra ny andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 only, just [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 seulement, tout juste [1.8]

Fivaditsoratra  6 manjo, manjò, monja

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21