|
|
|
|

Teny iditra1  mitelin-drora
Singan-teny  2 mitelina, 3 rora
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mitsiriritra ny hihinan-javatra amin' ny fahitana azy fotsiny, mankasitraka ambony ihany amim-pitsiriritana mafy ny zavatra tiana hohanina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to desire ardently [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [2.415#4700]
[Avaler la salive. En avoir l' eau à la bouche et en jouir d'avance.]
7 désirer vivement [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12