Entrée zavamaniry
Mots élémentaires zava- (zavatra) ; maniry
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana ikambanan' ny zavatra rehetra avy amin' ny voa alevina ao anaty tany ka mitombo ho azy irery ao, misy faka, taho, ravina, voniny ary voa [1.1]
Explications en français Plante, végétation [1.13]
 Nom général des végétaux, de tout ce qui fait des pousses ( maniry vient de tsiry). Par opposition à zava-miaina: tout ce qui a une haleine, un souffle ( aina). Dans cette classification empirique malgache, beaucoup d'animaux inférieurs comme les coraux sont assimilés à des plantes. [1.196]
Exemples 
1Manan' aina ny zavamaniry rehetra. [2.332]
2Ireto avy ireo zavamaniry ahazoana menaka. [2.117]
3Malaza ho mahay fanafody avy amin' ny zavamaniry ny Kalanoro. [2.508]
Vocabulaire 
Mots composés 

Mis à jour le 2023/11/24