Entrée vaky
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Sila-javatra potipotika, poti-javatra: Voan' ny vakin-tavoahangy ny tongotro
¶ Fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazaina: Vaky teny malagasy
Explications en français  [Boiteau 1997] Morceau, partie ; les diverses parties d'un bourgeon qui s'ouvre
Citations 

Entrée vaky
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Enti-milaza zavatra potika noho ny olona na vely nahazo azy na noho ny fianjerany: Vaky ny solomasoko
¶ Simba, rava: Vakin' ny rano ny fefiloha
¶ Miseho: Vaky masoandro
¶ Fantatry ny olona rehetra: Vaky izao ny tsiambaratelony
¶ Enti-milaza ny ravina, ny voa, ny vony vao mivelatra: Vaky ravina ny zavamaniry amin' ny lohataona
Mitovy hevitra: manamika ~ misaraka ~ mitsefoka ~ mivava ~ miveraka ~ tapaka ~ tresaka ~ triatra ~ vaky hentana
Explications en anglais  [Hallanger 1973] broken, as glass; split; split open
Explications en français  [Hallanger 1974] brisé, comme le verre; fendu; partagé
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot vaky (4): Ambakirano, Ambatovaky, Andranovaky, Vatovaky

Mis à jour le 2022/01/22