Entrée | mamaky (vaky) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Manapotika zavatra amin' ny fandonana azy amin-javatra hafa na amin' ny fanatontàna azy amin' ny tany: Iza ianareo no namaky ny siny? Mampitresaka, manasaka: Mamaky hazo fisaka ho roa ny mpandrafitra Manimba, mandrava, mandroba: Mamaky trano mihitsy ny jirika Mandalo eo afovoany manomboka amin' ny laniny iray ka hatramin' ny laniny iray hafa (matetika ny teny verindroa (Mamakivaky) no ampiasaina amin' itỳ hevitra itỳ): Menatra erỳ izy namaky na namakivaky ny vahoaka maro be Mampiseho ho fantatry ny be sy ny maro: Rakotono namaky lainga an-dRajaona [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To split; to break [1.7] | ||||||||
Explications en français | Fendre dans le sens de la longueur; casser [1.3, 1.8] | ||||||||
Rompre Traverser, aller, passer Mettre en déroute [1.3] | |||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | mamaky (vaky) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Manasaratsaraka ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra ao anatiny: Mbola tsy mahay mamaky teny ny zafikeliko fahenina [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To read [1.7] | ||||||||
Explications en français | Lire [1.3, 1.8] | ||||||||
Publier [1.3] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | mamaky (vaky) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en français | Accuser, dénoncer [1.3] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/06/15 |