|
|
|
|

Teny iditra 1 ; voavaky
Fototeny  2 vaky
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 fendu, cassé, rompu
5 traversé
6 lu, publié
7 accusé, convaincu [1.3#802]
Ohatra  8  Ary nony voavaky ireo, dia nivavaka aho; [2.59#324]
9  Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba. [2.472#199]
10  Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. [2.471#31]
Tovy hevitra  11 vinaky

Fivaditsoratra  12 akovavy, 13 vakivao, 14 vakivoa, voavaky

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26