|
|
|
|

Entrée (1/2)1  famaky (vaky)
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  Fomba entina mamaky [1.1]
4  Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony [1.1]
Explications en français  5  Ce qu'on peut fendre, manière de fendre [1.3]
Phytonymes 

Entrée (2/2)7  famaky (vaky)
Partie du discours  8  nom
Vocabulaire  9  Outils
Explications en malgache  10  Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra [1.1]
Explications en anglais  11  An axe, a hatchet. [1.2]
12  An ax, a cleaver [1.7]
Explications en français  13  Hache [1.3#802, 1.8]
Exemples  14  Ny voan' ny famaky mandoa lasiray. [1.437#]
15  Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy. [2.332#]
Mots composés 
Zoonymes 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot famaky
Article  21  Randzavola: famaky ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2023/02/16