Entrée miveraka (veraka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Misy mitriatra na vaky: Miveraka ity paiso ity fa masaka loatra
Sahirana: Miveraka mihitsy ny lohako
Vaky: Miveraka izao ny lainga nafitsony
Mitaraiky, mivenavena, miveravera: Miveraka koa izany raha tovolahy! [1.1]
Explications en français S'ouvrir (en parlant des fruits) [1.196]
Morphologie 
Présent : miveraka
Passé : niveraka
Futur : hiveraka

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20