Entrée |
misaraka
(saraka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mihataka: Vonjeo simà fa mila hisaraka ireto vato roa amin' ny tamboho ireto ¶ Tsy miray na mikambana intsony, miendaka: Nisaraka tamin' ny vadiny Ravao ¶ Mivaky roa: Tamin' ny taonjato faha-16 no nisaraka ny Protestà sy ny Katolika.
[Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | to separate [Hallanger 1973]
|
Explications en français | se séparer [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | Ary rahefa ho avy ny sambo misy ahy, dia mody misaraka vetivety. [Andriamalala: Ranomasina, page 67]
|
Citations |
|