|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mibifona
Fototeny  2 bifona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandao, miala, mitsipaka, mandositra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to turn aside, to run away [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Mpanahaka  10  lositra, 11  mandositra

Teny iditra (2/2)12  mibifòna
Fototeny  13 bifona
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibifona [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mibifòna, mibifona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21