|
|
|
|

Teny iditra1  lositra
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 fitsoahana, filefana, fandehanana an-tsokosoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 fleeing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 fuite, désertion, évasion [1.3]
6 qui fuit [1.3, 1.8]
Ohatra  7  Manao andiany izy, ary lositra no fiarovany aina rehefa hazaina izy. [1.38]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 liostra, 20 lositra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09