|
|
|
|

Teny iditra1  andosirana
Fototeny  2 lositra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  4 from whom who flees [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#400]
5 qu'on fuit [1.8]
Ohatra  6  Hanky 'zany ve, Rafatro, 'ty andosirana tsy tanty? [2.1022]
7  Anjara tsy azo andosirana, teny jadona tsy azo valiana. [2.296]
8  Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana. [2.606]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02