|
|
|
|

Entrée (1/2)1  misintona (sintona)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana
4  Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano
5  Mikainkona: Nisintona ny hozany [1.1]
Exemples  6  Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany. [2.472]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot misintona

Entrée (2/2)12  misintòna (sintona)
Partie du discours  13  impératif du verbe actif misintona
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]
Tableaux et planches  14  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  15  misintona, misintòna, misintona, misintòna

Mis à jour le 2023/01/20