|
|
|
|

Teny iditra1  mitanjaka
Fototeny  2 tanjaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miseho vatana tsy misy manarona, tsy mitafy: "Fa ny mafy taminy indrindra dia ny tenany nitanjaka teo imason' ny olona maro teo" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be naked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 être nu; nu [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Mpanahaka  11  miboridana, 12  midizidizy, 13  mihanjabelona, 14  mihanjahanja, 15  mihanjaka, 16  mihazihazy, 17  misongadina, 18  mitazotazo, 19  mitotojanjina, 20  mitotozanjina, 21  mivongady
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  23 kijamanta, mitanjaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08